Ny Baiboly ho an’ny ankizy dia natao mba hahafahan’ny ankizy rehetra mahafantatra an’i Jesoa Kristy. Izany dia noho ny fizarana maimaimpoana tantaran’ny Baiboly vita an-tsary, amin’ny alalan’ny interneto, finday, PDA, trakta maro loko ary boky natao ho lokoina, izay voadika amin’ny fitenim-pirenena maro samy hafa
Ireny tantaran’ny Baiboly ireny dia zaraina maimaimpoana arak’izay tratra amin’ny ankizy 1,8 tapitrisa manerantany